24 I Hasabia sy Serebia ary Jesoa+ zanak’i Kadmiela+ no filohan’ny Levita. Nijoro tandrifin’izy ireo ny rahalahiny mba hidera sy hisaotra an’Andriamanitra, araka ny toromarika nomen’i Davida+ lehilahin’Andriamanitra, ka nifanakaiky ireo antokona mpiambina.