Nehemia 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Rehefa naheno an’izany i Sanbala+ Horonita sy Tobia,+ ilay manam-pahefana* amonita,+ dia tonga dia tezitra be izy ireo hoe nisy olona tonga mba hanao soa amin’ny vahoakan’Israely.
10 Rehefa naheno an’izany i Sanbala+ Horonita sy Tobia,+ ilay manam-pahefana* amonita,+ dia tonga dia tezitra be izy ireo hoe nisy olona tonga mba hanao soa amin’ny vahoakan’Israely.