FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 10:37, 38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary hoentinay any amin’ny mpisorona ao amin’ny efitra fitehirizana* ao an-tranon’Andriamanitray+ ny santatry ny varimbazahanay tsy nototoina malemy.+ Haterinay any koa ny fanomezanay, ny vokatry ny karazan-kazo rehetra,+ ny divay vaovao, ary ny menaka.+ Dia hatolotray ho an’ny Levita ny ampahafolon’ny vokatry ny taninay,+ satria ny Levita no manangona ny ampahafolony, any amin’ny tanàna rehetra misy ny tanimbolinay.

      38 Rehefa manangona ny ampahafolony ny Levita, dia tokony hisy mpisorona taranak’i Arona hiaraka aminy. Ary ny ampahafolon’izany kosa tokony haterin’ny Levita ao an-tranon’Andriamanitray,+ ao amin’ny efitra* ao amin’ny trano fitehirizana.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara