- 
	                        
            
            Deoteronomia 7:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
3 Aza manao fifanarahana* aminy, ka hoe omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+ 4 Fa hitarika ny zanakao lahy hiala amiko sy hanompo andriamani-kafa ireny,+ dia ho tezitra be aminao i Jehovah, ka horinganiny ao anatin’ny fotoana fohy ianao.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Nehemia 10:30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
30 Nilaza koa izy ireo hoe: “Ny zanakay vavy tsy homenay ho vadin’ny mponina manodidina, ary tsy halainay ho an’ny zanakay lahy ny zanany vavy.+
 
 -