-
Genesisy 41:41, 42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
41 Hoy koa i Farao: “Manendry anao hanam-pahefana amin’i Ejipta manontolo aho.”+ 42 Dia nesorin’i Farao ny peratra fanombohan-kase teny amin’ny tanany ka nataony tamin’ny tanan’i Josefa. Ary nampitafiany lamba rongony tena tsara koa izy sady nasiany rojo volamena ny vozony.
-
-
Daniela 6:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Avy eo dia nisy vato nalaina nanampenana an’ilay* lavaka. Ary nasian’ny mpanjaka tombo-kase tamin’ny peratra fanombohan-kaseny sy ny peratra fanombohan-kasen’ny olona ambony ilay vato, mba tsy ho azo ovana ny lalàna nampiharina tamin’i Daniela.
-