3Taorian’izany, dia nomen’i Ahasoerosy Mpanjaka toerana ambony i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita.+ Nasandrany izy, ka nataony ambony kokoa noho ny an’ny andriana hafa rehetra ny toerany.*+
2 Dia nesorin’ny mpanjaka ny peratra fanombohan-kaseny+ izay efa nalainy teny amin’i Hamana, ka nomeny an’i Mordekay. Notendren’i Estera hiandraikitra ny tao an-tranon’i Hamana koa i Mordekay.+