FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Estera 3:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nesorin’ny mpanjaka teny an-tanany àry ny peratra fanombohan-kaseny+ ka nomeny an’i Hamana,+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ilay fahavalon’ny Jiosy.

  • Estera 8:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy i Ahasoerosy Mpanjaka tamin’i Estera vadin’ny mpanjaka sy Mordekay Jiosy: “Efa nomeko an’i Estera ny tranon’i Hamana,+ ary efa nasaiko nahantona teo amin’ny tsato-kazo izy+ fa nitetika ny hamely* ny Jiosy.

  • Estera 9:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Efa nanao tetika handripahana ny Jiosy+ mantsy i Hamana+ zanak’i Hamedota Agagita,+ ilay fahavalon’ny Jiosy rehetra. Efa nampanao Pora+—na Antsapaka—koa izy mba hahatonga azy ireo hisahotaka sy ho ripaka.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara