FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Fa hoy izy: “Satria manohitra ny seza fiandrianan’i Jah+ ny tanan’i Amaleka, dia hiady aminy hatramin’ny taranany fara aman-dimby i Jehovah.”+

  • Nomery 24:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Misy rano mikoriana foana avy ao anatin’ny sininy roa,

      Ary afafy eny amoron’ny rano be ny voany.*+

      Ho ambony noho i Agaga+ ny mpanjakany,+

      Ary hasandratra ny fanjakany.+

  • Deoteronomia 25:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa arovan’i Jehovah Andriamanitrao amin’ny fahavalo rehetra manodidina anao ianao, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao sy ho fanananao,+ dia tokony hofafanao eny ambanin’ny lanitra ny fahatsiarovana ny Amalekita.+ Aza hadinoinao izany.

  • 1 Samoela 15:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Nataony sambo-belona i Agaga+ mpanjakan’i Amaleka, fa ny olon-kafa rehetra kosa naringany tanteraka tamin’ny sabatra.+

  • 1 Samoela 15:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hoy anefa i Samoela: “Naripaky ny sabatrao ny zanaky ny vehivavy, ka mba haripaka koa ny zanaky ny reninao, ary izy no halahelo indrindra amin’ny vehivavy rehetra.” Dia notetitetehin’i Samoela teo anatrehan’i Jehovah tao Gilgala i Agaga.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara