FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 7:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Mandeha haingana noho ny famahanana tenona ny androko,+

      Ary lany tsy misy fanantenana.+

  • Salamo 90:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Maharitra 70 taona ny androm-piainanay,

      Na 80 taona+ ho an’izay tena matanjaka.*

      Feno zava-tsarotra sy alahelo anefa izany;

      Mihelina ihany ny taona iainanay, ka lasa manidina izahay.+

  • Jakoba 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Tsy fantatrareo akory anefa izay hitranga aminareo rahampitso.+ Zavona miserana vetivety fotsiny ianareo, dia avy eo levona.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara