FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 16:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Nitanatana vava handrapaka ahy ny olona,+

      Ary nandatsa ahy ka namely tehamaina ahy;

      Anaovan’izy ireo tambabe aho.+

  • Joba 17:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Voahodidina mpaneso aho,+

      Ary voatery mifantoka amin’ny fikomian’izy ireo ny masoko.

  • Joba 30:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 “Mihomehy+ ahy izy ireo izao,

      Dia ireo mbola zandriko.

      Na ny rain’izy ireo aza anefa tsy ho nekeko

      Hiaraka tamin’ny alika mpiandry ny ondriko akory.

  • Salamo 22:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Maneso ahy izay rehetra mahita ahy;+

      Mihomehy manaraby sy mihivingivin-doha+ izy ireo, ka miteny hoe:

  • Hebreo 11:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ny hafa kosa notsapaina ka nesoina sy nokaravasina, ary tsy izany ihany fa nofatorana rojo vy+ sy nogadraina+ koa.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara