Joba 9:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manana fo hendry izy sady tena mahery.+ Koa iza no hanohitra azy ka ho afa-maina?+ Daniela 2:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy i Daniela: “Hisaorana mandrakizay doria* anie ny anaran’Andriamanitra,Satria izy irery ihany no hendry sy mahery!+
20 Hoy i Daniela: “Hisaorana mandrakizay doria* anie ny anaran’Andriamanitra,Satria izy irery ihany no hendry sy mahery!+