FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 29:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra.

  • Joba 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ao amin’Andriamanitra no misy fahendrena sy hery;+

      Manan-kevitra sy mahira-tsaina izy.+

  • Salamo 147:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Lehibe ilay Tompontsika sady tena mahery;+

      Mahira-tsaina tsy misy hoatr’izany izy.+

  • Jeremia 32:17-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao lehibe+ sy ny sandrinao mahery. Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao. 18 Be fitiavana sy tsy mivadika amin’olona an’arivony ianao, nefa mamela ny zanaka hiharan’ny vokatry ny fahadisoan’ny rainy.*+ Ianao no tena Andriamanitra, Ilay tena miavaka sy mahery, ilay manana anarana hoe Jehovah Tompon’ny tafika. 19 Manana fikasana lehibe ianao,* ary hita amin’ny zava-bitanao hoe mahery ianao.+ Mandinika an’izay rehetra ataon’ny olombelona ny masonao,+ mba hamalianao ny tsirairay araka ny fitondran-tenany sy ny ataony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara