-
Joba 36:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Mahery tokoa Andriamanitra,+ ary tsy manilikilika na iza na iza;
Faran’izay mahira-tsaina izy.
-
-
Isaia 40:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Iza no nanontaniany mba hanampy azy hisaina tsara,
Ary iza no mampianatra azy ny lalan’ny rariny?
Iza no mampita fahalalana aminy,
Na mampiseho azy ny atao hoe tena fahiratan-tsaina?+
-