-
Salamo 94:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Mandra-pahoviana no mbola hifaly ny ratsy fanahy,+ Jehovah ô?
Mandra-pahoviana?
-
-
Ohabolana 30:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Izao no fanaon’ny vehivavy mpanitsakitsa-bady:
Mihinana izy dia mamafa vava,
Ary miteny izy avy eo hoe: “Tsy nanao ratsy mihitsy aho!”+
-