-
Salamo 10:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Miavonavona ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady;
Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+
-
-
Salamo 73:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Milaza izy ireo hoe: “Ahoana moa no ahalalan’Andriamanitra an’izany?+
Angaha moa ilay Avo Indrindra tena mahalala an’izay mitranga?”
-