FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Miavonavona ny ratsy fanahy ka tsy mba manadihady;

      Izao ihany no ao an-tsainy: “Tsy misy izany Andriamanitra izany.”+

  • Salamo 10:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Hoy izy any am-pony any: “Efa nanadino Andriamanitra.+

      Efa nihodina tsy nijery izy.

      Tsy mahita mihitsy izy.”+

  • Salamo 94:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Mandra-pahoviana no mbola hifaly ny ratsy fanahy,+ Jehovah ô?

      Mandra-pahoviana?

  • Salamo 94:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Hoy izy ireo: “Tsy mahita i Jah;+

      Tsy mahatsikaritra an’izany ny Andriamanitr’i Jakoba.”+

  • Ezekiela 8:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary hoy izy tamiko: “Hitanao ve, ry zanak’olona, izao ataon’ny anti-panahin’ny taranak’Israely ao amin’ny maizina izao? Jereo ny ataony ao amin’ireo efitrano anatiny ametrahan’izy tsirairay ny sampiny. Hoy mantsy izy ireo: ‘Tsy mahita antsika ange i Jehovah e! Efa nafoin’i Jehovah ny tanintsika!’”+

  • Zefania 1:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Amin’izany andro izany, dia hitondrako jiro i Jerosalema ka hataoko savahao.

      Dia hosaziko ireo olona tsy mivaky loha,* izay mieritreritra hoe:

      ‘Sady tsy hanao soa i Jehovah no tsy hanisy ratsy.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara