13 Izany no manjo ny tsisy saina+
Sy ny mpanara-dia azy, izay finaritra amin’ny zavatra tsy misy dikany lazainy. (Sela)
14 Voatokana ho an’ny Fasana izy ireo, toy ny ondry hovonoina.
Ny fahafatesana no ho mpiandry azy;
Ny olona manao izay mahitsy no ho mpitondra eo aminy+ rehefa maraina.
Hanjavona tsy ho hita intsony izy ireo.+
Fasana+ fa tsy lapa no ho fonenany.+