Isaia 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Ziona zanakavavy dia nilaozana hoatran’ny tranokely fialokalofana* eny an-tanimboaloboka,Sy toy ny trano rantsankazo eny amin’ny saha fambolena kôkômbra,Ary hoatran’ny tanàna atao fahirano.+ Fitomaniana 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Potehiny toy ny trano bozaka eny an-jaridaina ny trano rantsankazony.+ Nataony tsy misy intsony* ny fetiny.+Nataon’i Jehovah hadino tao Ziona ny fety sy ny sabata, Ary tezitra be mihitsy izy, ka tsy raharahiany ny mpanjaka sy ny mpisorona.+
8 Ary i Ziona zanakavavy dia nilaozana hoatran’ny tranokely fialokalofana* eny an-tanimboaloboka,Sy toy ny trano rantsankazo eny amin’ny saha fambolena kôkômbra,Ary hoatran’ny tanàna atao fahirano.+
6 Potehiny toy ny trano bozaka eny an-jaridaina ny trano rantsankazony.+ Nataony tsy misy intsony* ny fetiny.+Nataon’i Jehovah hadino tao Ziona ny fety sy ny sabata, Ary tezitra be mihitsy izy, ka tsy raharahiany ny mpanjaka sy ny mpisorona.+