FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 12:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Tsy ho afa-baraka fito andro ve izy raha roran’ny dadany ny tarehiny? Fa aleo izy hatokan-toerana fito andro any ivelan’ny toby,+ dia aorian’izay izy vao mahazo miverina.”

  • Deoteronomia 25:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 dia tokony hankeo aminy eo imason’ny anti-panahy ilay vady navelan’ny rahalahiny, ka hanala ny kapa eny an-tongotr’ilay lehilahy,+ dia handrora eo amin’ny tarehiny sady hiteny hoe: ‘Hoatr’izao no hatao amin’izay lehilahy tsy manome taranaka ho an’ny rahalahiny!’

  • Isaia 50:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Natolotro tamin’ny olona nikapoka ahy ny lamosiko,

      Ary ny takolako natolotro tamin’ireo nanongotra ny volombavako.

      Ny tarehiko koa tsy mba nafeniko tamin’ny olona nanala baraka sy nandrora ahy.+

  • Matio 27:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Dia nororan’ireo izy,+ sady nalainy ilay bararata ka nokapohiny tamin’iny ny lohany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara