FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 22:22, 23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Aza robaina ny mahantra satria hoe mahantra izy,+

      Ary aza ampijalina eo am-bavahadin’ny tanàna ny madinika.+

      23 Fa i Jehovah mihitsy no hiady ho an’ireny any amin’ny fitsarana,+

      Sy hamono an’izay manambaka azy.

  • Isaia 10:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Hahita loza izay mamoaka fitsipika mampidi-doza,+

      Dia izay tsy mitsahatra mamorona didy mampahory,

       2 Mba tsy hihainoana ny fitorian’ny mahantra,

      Na hanomezana rariny ny madinika eo amin’ny vahoakako,+

      Ka halain’izy ireo ny fananan’ny mpitondratena,

      Ary horobainy ny kamboty ray!+

       3 Dia ahoana no hataonareo amin’ny andro fitsarana,*+

      Rehefa tonga ny fandravana avy any lavitra?+

      Any amin’iza ianareo no handositra hitady fanampiana,+

      Ary havelanareo aiza ny harenanareo?*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara