Joba 34:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Eo anefa Ilay tsy miangatra amin’ny andrianaSy tsy mihevitra ny manankarena ho ambony noho ny mahantra,*+Satria samy asan’ny tanany izy ireny.+ Ohabolana 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+ Ohabolana 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izao no mampitovy* ny mpanankarena sy ny mahantra: Samy nataon’i Jehovah izy ireo.+ Malakia 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 “Tsy anankiray ihany ve ny raintsika rehetra?+ Ary tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika? Koa nahoana isika samy isika no mivadika,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razambentsika?
19 Eo anefa Ilay tsy miangatra amin’ny andrianaSy tsy mihevitra ny manankarena ho ambony noho ny mahantra,*+Satria samy asan’ny tanany izy ireny.+
31 Izay manambaka ny tsy manana dia manao tsinontsinona ny Mpanao azy,+Fa manome voninahitra Azy kosa izay mangoraka ny mahantra.+
10 “Tsy anankiray ihany ve ny raintsika rehetra?+ Ary tsy Andriamanitra iray ihany ve no namorona antsika? Koa nahoana isika samy isika no mivadika,+ ka manazimbazimba ny fifanekena nataon’ny razambentsika?