-
Joba 31:13-15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Raha tsy nomeko rariny ny mpanompolahiko sy ny mpanompovaviko
Rehefa nitaraina noho ny nataoko,*
14 Dia inona no hataoko rehefa mitsara ahy* Andriamanitra?
Inona no havaliko azy rehefa manao ampamoaka izy?+
15 Tsy Ilay nanamboatra ahy tao am-bohoka ihany ve no nanamboatra azy ireo koa?+
Tsy Iray ihany ve no namolavola anay talohan’ny nahaterahanay?*+
-