Isaia 58:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia izao koa: Mizara ny mofonao amin’ny noana,+Sy mampiantrano ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana,Mampitafy an’izay hitanao hoe mitanjaka,+Ary tsy manome lamosina ny rahalahinao. Lioka 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Namaly izy hoe: “Izay manana akanjo anankiroa,* dia aoka hanome ho an’izay tsy manana, ary izay manan-kohanina, dia aoka hizara ho an’izay tsy manana.”+ Jakoba 2:15, 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Raha misy rahalahy na anabavy tsy manana akanjo* sady tsy ampy sakafo isan’andro, 16 ary misy aminareo miteny aminy hoe: “Mirary soa e! Enga anie ianareo hafana sy ho voky tsara foana!”, kanefa tsy omenareo azy izay ilain’ny vatany, dia inona moa ny soa azo avy amin’izany?+
7 Dia izao koa: Mizara ny mofonao amin’ny noana,+Sy mampiantrano ny mahantra sy ny tsy manan-kialofana,Mampitafy an’izay hitanao hoe mitanjaka,+Ary tsy manome lamosina ny rahalahinao.
11 Namaly izy hoe: “Izay manana akanjo anankiroa,* dia aoka hanome ho an’izay tsy manana, ary izay manan-kohanina, dia aoka hizara ho an’izay tsy manana.”+
15 Raha misy rahalahy na anabavy tsy manana akanjo* sady tsy ampy sakafo isan’andro, 16 ary misy aminareo miteny aminy hoe: “Mirary soa e! Enga anie ianareo hafana sy ho voky tsara foana!”, kanefa tsy omenareo azy izay ilain’ny vatany, dia inona moa ny soa azo avy amin’izany?+