-
Mpitoriteny 8:2-4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Hoy aho: “Ankatoavy ny didin’ny mpanjaka,+ satria nianiana tamin’Andriamanitra ianao.+ 3 Aza maika hiala eo anatrehan’ny mpanjaka.+ Ary aza mikiry manao ratsy,+ fa azon’ny mpanjaka atao daholo ange izay tiany hatao e! 4 Ny mpanjaka mantsy no tompon’ny teny farany.+ Koa iza no afaka milaza aminy hoe: ‘Inona ity ataonao?’”
-