FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 2:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Raha mbola velona koa i Jehovah, izay nametraka ahy eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida raiko sady nanamafy orina ny fanjakako+ ary nanao trano* ho ahy+ araka ny nampanantenainy, dia hovonoina ho faty androany ihany i Adonia.”+ 25 Avy hatrany i Solomona Mpanjaka dia naniraka an’i Benaia+ zanak’i Joiada hankany amin’i Adonia. Dia lasa izy ka namono an’i Adonia ho faty.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara