Eksodosy 22:22, 23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 “Aza mampijaly ny vehivavy maty vady na ny kamboty ray.+ 23 Raha mampijaly azy ianao ka mitaraina amiko izy, dia tena hohenoiko ny fitarainany.+ Jakoba 5:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+
22 “Aza mampijaly ny vehivavy maty vady na ny kamboty ray.+ 23 Raha mampijaly azy ianao ka mitaraina amiko izy, dia tena hohenoiko ny fitarainany.+
4 Henoy ange e! Mitaraina foana ny mpiasa nijinja ny sahanareo, fa tsy naloanareo ny karamany. Efa tonga any am-poto-tsofin’i Jehovah* Tompon’ny tafika ny antso vonjy ataon’ireo mpijinja ireo.+