-
Salamo 10:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tena hitanao anefa ny zava-tsarotra sy ny fahoriana.
Jerenao izany ka raisinao an-tanana.+
-
-
Salamo 140:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Fantatro fa harovan’i Jehovah ny madinika,
Ary homeny rariny ny mahantra.+
-