FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 ‘“Hitako ny ran’i Nabota+ sy ny ran’ny zanany lahy omaly”, hoy i Jehovah, “ka eto amin’ity tany ity no tsy maintsy hamaliako ny nataonao”,+ hoy i Jehovah.’ Koa batao izy, dia atsipazo eo amin’ilay tany, araka ny tenin’i Jehovah.”+

  • 2 Tantara 6:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka hanao zavatra ary hitsara ny mpanomponao! Sazio ny ratsy fanahy, ary valio araka izay nataony izy.+ Lazao hoe tsy manan-tsiny* kosa ny olo-marina, ary omeo valisoa izy satria nanao ny marina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara