-
Salamo 68:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Dia ho an’ilay mitaingina ny lanitry ny lanitra+ izay efa nisy hatry ny ela.
Izany izy fa mampikotrokotroka ny feony, dia ny feony mafy dia mafy!
-