-
Genesisy 18:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Angaha misy zava-mahagaga tsy vitan’i Jehovah?+ Hiverina atỳ aminao aho amin’ny herintaona hoatr’izao, ka hanan-janakalahy i Saraha.”
-
-
Isaia 43:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Iza no mahasakana ahy rehefa manao zavatra aho?”+
-
-
Jeremia 32:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “Indrisy, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Ianao no nanao ny lanitra sy ny tany tamin’ny herinao lehibe+ sy ny sandrinao mahery. Tsy misy zava-mahagaga tsy vitanao.
-
-
Lioka 18:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Dia niteny izy hoe: “Ny zavatra tsy hain’olombelona dia hain’Andriamanitra.”+
-