Levitikosy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tokony homenao azy amin’iny andro iny ihany ny karamany,+ alohan’ny hilentehan’ny masoandro, fa sahirana izy ka iny karamany iny no antoky ny ainy. Sao mantsy izy hitaraina amin’i Jehovah momba anao, ka ho fahotana ho anao izany.+
15 Tokony homenao azy amin’iny andro iny ihany ny karamany,+ alohan’ny hilentehan’ny masoandro, fa sahirana izy ka iny karamany iny no antoky ny ainy. Sao mantsy izy hitaraina amin’i Jehovah momba anao, ka ho fahotana ho anao izany.+