FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 22:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Dia hoy i Doega+ Edomita izay teo koa sady niandraikitra an’ireo mpanompon’i Saoly:+ “Hitako tany Noba, tao amin’i Ahimeleka zanak’i Ahitoba,+ ny zanak’i Jese.

  • 1 Samoela 22:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Doega:+ “Mandehana vonoy ireo mpisorona ireo!” Tonga dia lasa i Doega Edomita+ ka namely an’ireo mpisorona. Lehilahy 85 nanao efoda vita tamin’ny kofehy rongony no matiny tamin’iny andro iny.+

  • Salamo 109:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Fa manoka-bava hamelezana ahy ny ratsy fanahy sy ny mpamitaka.

      Milaza lainga momba ahy izy ireo;+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara