FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 11:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ao amin’ny tempoliny masina i Jehovah.+

      Any an-danitra ny seza fiandrianan’i Jehovah.+

      Ny masony mijery, ny masony mandinika ny zanak’olombelona.+

  • Salamo 33:13-15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Mitazana avy any an-danitra i Jehovah;

      Hitany daholo ny zanak’olombelona.+

      14 Avy any amin’ny toerana onenany izy

      No mandinika an’ireo mponina eto an-tany.

      15 Izy no namorona ny fon’izy rehetra;

      Dinihiny daholo izay ataon’izy ireo.+

  • Jeremia 16:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Fa hitan’ny masoko daholo izay ataon’izy ireo.*

      Tsy misy miafina eo anatrehako izy ireo,

      Ary miharihary eo imasoko ny fahadisoany.

  • Jeremia 23:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 “Misy olona afaka miafina ao amin’ny takona ve ka tsy ho hitako?”,+ hoy i Jehovah.

      “Tsy manerana ny lanitra sy ny tany ve aho?”,+ hoy i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara