-
Joba 21:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Hoy anefa izy ireo amin’ilay tena Andriamanitra: ‘Aza helingelenina izahay!
Tsy te hahafantatra ny lalanao izahay.+
-