-
Salamo 116:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Tototry ny fahoriana sy ny alahelo aho.+
-
-
Isaia 38:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hoy aho: “Hiditra eo am-bavahadin’ny Fasana* aho,
Amin’izao mbola tsy antitra izao.
Hesorina amiko ny taona sisa hiainako.”
-