FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 13:27, 28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 ary ny eny amin’ny lohasaha,* dia i Beti-harama, Beti-nimra,+ Sokota,+ Zafona, izany hoe ny sisa tamin’ny faritra nofehezin’i Sihona mpanjakan’i Hesbona.+ Ary i Jordana no sisin-taniny manomboka eo amin’ny sisiny atsimo amin’ny Ranomasin’i Kinereta,*+ dia ny sisiny eo ampita atsinanan’i Jordana. 28 Ireo rehetra ireo miaraka amin’ny tanàna sy ny tanàna keliny no lova nozaraina tamin’ny Gadita, araka ny fianakaviany avy.

  • Salamo 108:7-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Efa niteny ilay Andriamanitra masina* hoe:

      “Ho faly aho hanome an’i Sekema+ ho lovan’ny vahoakako,

      Ary horefesiko ny Lohasahan’i* Sokota.+

       8 Ahy i Gileada,+ ary ahy koa i Manase;

      I Efraima no fiarovan-dohako,*+

      Ary i Joda no ataoko tehim-pahefana.+

       9 I Moaba no koveta isasako.+

      Any Edoma no hanipazako ny kapako.+

      Hihorakoraka sady ho faly aho rehefa resiko i Filistia.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara