FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 33:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary lasa nankany Sokota+ i Jakoba. Dia nanorina trano izy, sady nanao fialofana ho an’ny biby fiompiny. Izany no nahatonga azy hiantso an’ilay toerana hoe Sokota.*

  • Salamo 60:6-8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Efa niteny ilay Andriamanitra masina* hoe:

      “Ho faly aho hanome an’i Sekema ho lovan’ny vahoakako,+

      Ary horefesiko ny Lohasahan’i* Sokota.+

       7 Ahy i Gileada, ary ahy koa i Manase;+

      I Efraima no fiarovan-dohako;*

      Ary i Joda no ataoko tehim-pahefana.+

       8 I Moaba no koveta isasako.+

      Any Edoma no hanipazako ny kapako.+

      Hihorakoraka sady ho faly aho rehefa resiko i Filistia.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara