-
Apokalypsy 1:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Niankarapoka toy ny maty teo an-tongony aho, rehefa nahita azy.
Dia nametraka ny tanany ankavanana tamiko izy sady niteny hoe: “Aza matahotra. Izaho ilay Voalohany+ sy Farany,+ 18 sy ilay velona.+ Efa maty aho,+ nefa velona mandrakizay mandrakizay izao,+ sady manana ny lakilen’ny fahafatesana sy ny Fasana.*+
-