FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 18:50
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Manao asa famonjena lehibe* ho an’ny mpanjaka voatendriny izy;+

      Tiany ny voahosotra notendreny sady tsy mivadika aminy izy,+

      Dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.+

  • Salamo 21:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Jehovah ô, faly ny mpanjaka satria nasehonao fa mahery ianao;+

      Faly erỳ izy noho ny asa famonjenao!+

  • Salamo 21:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  4 Ny ho velona no nangatahiny taminao, dia nomenao azy izany;+

      Nataonao ela velona izy,* eny, velona mandrakizay mandrakizay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara