Salamo 2:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ka hilaza hoe: “Izaho mihitsy no efa nametraka ny mpanjakako+Ao Ziona,+ tendrombohitro masina.” Salamo 144:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia ho anao, ilay mahatonga ny mpanjaka handresy,*+Sy ilay mamonjy an’i Davida mpanomponao amin’ny sabatra mahafaty.+
10 Dia ho anao, ilay mahatonga ny mpanjaka handresy,*+Sy ilay mamonjy an’i Davida mpanomponao amin’ny sabatra mahafaty.+