2 Samoela 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra hiady amin’ny Filistinina ve aho? Hataonao resiko ve ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara fa tena hataoko resinao ny Filistinina.”+ Salamo 18:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Manao asa famonjena lehibe* ho an’ny mpanjaka voatendriny izy;+Tiany ny voahosotra notendreny sady tsy mivadika aminy izy,+Dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.+
19 Dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra hiady amin’ny Filistinina ve aho? Hataonao resiko ve ireo?” Ary hoy i Jehovah taminy: “Miakara fa tena hataoko resinao ny Filistinina.”+
50 Manao asa famonjena lehibe* ho an’ny mpanjaka voatendriny izy;+Tiany ny voahosotra notendreny sady tsy mivadika aminy izy,+Dia amin’i Davida sy ny taranany mandrakizay.+