1 Samoela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Arovany ny dian’ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa hataony mangina ao anaty haizina,+Satria tsy ny herin’ny tenany no ahafahan’ny olona mandresy.+ Salamo 121:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tsy havelany hibolisatra* mihitsy ny tongotrao.+ Tsy ho rendremana mihitsy Ilay mpiambina anao.
9 Arovany ny dian’ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa hataony mangina ao anaty haizina,+Satria tsy ny herin’ny tenany no ahafahan’ny olona mandresy.+