FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 27:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Fa inona moa ny fanantenan’ny olona tsy matahotra an’Andriamanitra* rehefa ringana izy,+

      Rehefa esorin’Andriamanitra ny ainy?

       9 Hihaino ny fitarainany ve Andriamanitra,

      Rehefa misy fahoriana manjo azy?+

  • Ohabolana 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah,

      Fa henoiny kosa ny vavaky ny olo-marina.+

  • Ohabolana 28:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Izay tsy mety mihaino ny lalàna,

      Na ny vavaka ataony aza maharikoriko.+

  • Isaia 1:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jaona 9:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Fantatsika fa tsy mihaino ny mpanota Andriamanitra,+ fa izay matahotra azy sy manao ny sitrapony kosa no henoiny.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara