Salamo 50:13-15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hihinana henan’ombilahy angaha ahoSa hisotro ran’osy?+ 14 Fisaorana no atolory ho sorona ho an’Andriamanitra,+Ary tanteraho ny voady nataonao tamin’ny Avo Indrindra;+15 Antsoy aho rehefa ao anatin’ny sarotra ianao.+ Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra ahy ianao.”+ Hosea 14:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Miverena amin’i Jehovah ka milazà aminy hoe:‘Mba avelao ny fahadisoanay+ ary mba ekeo izay tsara avy aminay,Dia hidera anao izahay ka ho toy ny fanatitra vantotr’ombilahy ny fiderana ataon’ny molotray!*+
13 Hihinana henan’ombilahy angaha ahoSa hisotro ran’osy?+ 14 Fisaorana no atolory ho sorona ho an’Andriamanitra,+Ary tanteraho ny voady nataonao tamin’ny Avo Indrindra;+15 Antsoy aho rehefa ao anatin’ny sarotra ianao.+ Dia hamonjy anao aho, ka hanome voninahitra ahy ianao.”+
2 Miverena amin’i Jehovah ka milazà aminy hoe:‘Mba avelao ny fahadisoanay+ ary mba ekeo izay tsara avy aminay,Dia hidera anao izahay ka ho toy ny fanatitra vantotr’ombilahy ny fiderana ataon’ny molotray!*+