-
Salamo 69:30, 31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
30 Hihira fiderana ho an’ny anaran’Andriamanitra aho,
Ary hankalaza azy sady hisaotra azy.
31 Izany no ho tian’i Jehovah kokoa noho ny ombilahy,
Mihoatra noho ny vantotr’ombilahy misy tandroka sy kitro.+
-
-
Ohabolana 21:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Ny manao ny rariny sy ny hitsiny,
No tian’i Jehovah kokoa noho ny manao sorona.+
-