FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 40:13-17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Jehovah ô, mba vonjeo re aho e!+

      Jehovah ô, mba ampio haingana aho!+

      14 Enga anie izay rehetra mitady hamono ahy*

      Mba ho menatra sy ho afa-baraka!

      Enga anie ireo faly amin’ny fahavoazako

      Handositra sady ho menatra!

      15 Enga anie izay miteny amiko hoe: “Tsara ho azy izay!”

      Hivarahontsana noho ny henatra.

      16 Fa aoka kosa izay mitady anao+

      Hifaly sy hiravoravo aminao.+

      Enga anie ireo tia ny asa famonjenao hilaza foana hoe:

      “Hankalazaina anie i Jehovah!”+

      17 Fa tsy misy mpiaro aho sady mahantra;

      Enga anie i Jehovah hikarakara ahy!

      Ianao no mpanampy sy mpanafaka ahy;+

      Andriamanitro ô, aza ela loatra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara