-
2 Tantara 13:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Dia izao ianareo te hanohitra ny fanjakan’i Jehovah eo an-tanan’ny taranak’i Davida. Vahoaka be mantsy ianareo, sady manana an’ireo zanak’omby volamena nataon’i Jeroboama ho andriamanitrareo.+ 9 Ianareo koa angaha moa tsy efa nandroaka ny taranak’i Arona izay mpisoron’i Jehovah,+ sy ny Levita, ka nanendry mpisorona ho anareo, hoatran’ny nataon’ny firenen-kafa?+ Ary izay olona tonga nitondra* vantotr’ombilahy iray sy ondrilahy fito, na iza izy na iza, dia mety ho lasa mpisoron’izay tsy andriamanitra akory.
-