FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 32:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nohadinoinao ilay Vatolampy+ rainao,

      Ary tsy tsaroanao ilay Andriamanitra niteraka anao.+

  • 2 Tantara 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary manampy anay sady mitarika anay ilay tena Andriamanitra. Eto koa ny mpisorony hitsoka ny trompetra fanairana rehefa hamely anareo izahay. Koa aza miady amin’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo, ry miaramilan’ny Israely ô, fa tsy handresy ianareo.”+

  • Jeremia 2:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Misy virjiny manadino ny firavany ve,

      Na vehivavy ampakarina manadino ny fehikibony?*

      Ny vahoakako anefa nanadino ahy nandritra ny andro maro tsy voaisa.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara