Salamo 77:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Notarihinao toy ny andian’ondry ny vahoakanao,+Tamin’ny alalan’i* Mosesy sy Arona.+ Salamo 105:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia nentiny nivoaka an’i Ejipta ny vahoakany, nitondra volafotsy sy volamena,+Ary tsy nisy nangozohozo* teo amin’ireo fokony, na iray aza.
37 Dia nentiny nivoaka an’i Ejipta ny vahoakany, nitondra volafotsy sy volamena,+Ary tsy nisy nangozohozo* teo amin’ireo fokony, na iray aza.