- 
	                        
            
            Genesisy 6:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        5 Ary hitan’i Jehovah fa be dia be ny zava-dratsy nataon’ny olona teto an-tany, sady ratsy foana ny zavatra noeritreretiny sy nirin’ny fony.+ 
 
- 
                                        
- 
	                        
            
            Genesisy 7:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
- 
                            - 
                                        7 Taorian’izany, dia hoy i Jehovah tamin’i Noa: “Midira ao anatin’ny sambofiara ianao sy ny ankohonanao manontolo. Amin’izao taranaka misy anao izao mantsy, dia ianao no hitako hoe olo-marina.+ 
 
-